- Alakamisy 21 Mey 2015
Sport.Taranja iombonana Lalaon’ny nosy – La Réunion Fantatra ireo hifanintsana amin’i Madagasikara
Vita ny 15 mey teo tany La Réunion ny antsapaka nizarana ireo vondrona ho an’ireo taranja iombonana efatra hifaninanana amin’ny Lalaon’ny nosy andiany fah-9 hatao any La Réunion ny 1-9 aogositra izao.
Hamaky ny tohiny