- Alarobia 22 Jolay 2015
Sport.Volley - Lalaon’ny Nosy Saika niala an-daharana faobe ireo mpilalaon’ny zandary
Nanaitra ny naheno tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity fa saika hiray hina hiala faobe ireo mpilalaon’ny zandary ao anatin’ny ekipam-pirenena hiatrika ny Lalaon’ny Nosy hatao any la Reunion (1-9 aogositra)
Hamaky ny tohiny