• Alakamisy 18 Jona 2015
Sport.Open Ny Sahy n°23 Miditra amin’ny andro faha-3 sahady amin’ny alahady

Miditra amin’ny andro faha-3 sahady ny fifaninanana miady amin’ny zava-mahadomelina karakarain’ny Ong Ny Sahy eny amin’ny kianjan’ny 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2015
Sport.Open Ny Sahy n°23 Miditra amin’ny andro faha-3 sahady amin’ny alahady

Miditra amin’ny andro faha-3 sahady ny fifaninanana miady amin’ny zava-mahadomelina karakarain’ny Ong Ny Sahy eny amin’ny kianjan’ny 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2015
Sport.Handisport – Lalaon’ny Nosy Mandeha an-jambany ny fanomanan-tena

Folo andro mahery izao no efa niditra tamin’ny fampivondronana fah-2 fanomanana ny Lalaon’ny nosy ny taranja handisport.Atleta 13 mianadahy miampy mpitari-dalana ho an’ny jamba no solontena malagasy hiaro ny voninahim-pirenena any amin’ny Lalaon’ny Nosy hatao any la Reunion (1-9 aogositra) ary manaraka ny fampivondronana faharoa eny amin’ny kianjan’Alarobia nanomboka ny 5 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2015
Sport.Badminton – Lalaon’ny Nosy Misy fifaninanana voatery hajanona

Nihena lasa telo lahy sy telo vavy sisa no hiaro ny voninahim-prenena raha tokony ho efatra avy. Ao anatin’ny fampivondronana faharoa fanomanana ny Lalaon’ny Nosy izao izy ireo (1-30 jona) etsy amin’ny efitrano kelin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Ireto avy ireo telo lahy: Haja Vonjinirina Marc Alberto, Tolotra Vonjinirina Marc Edward ary Rakotoarinirina Herizo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2015
Sport.Jeux corporatifs Lasan’ny Adema ny baolina kitra

Naresaka ny tetsy Mahamasina nandritra ireo roa andro nanaovana ny Jeux Corporatifs nokarakarain’ny Clement Rabary Organisation izay nahitana fandraisan’anjarana orinasa sy fikambanana 41.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Afrika Raraka tamin’ny ampahefa-dalana i Madagasikara

Nifarana hatreo amin’ny ampahefa-dalana ny dian’ny ekipa malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika natao tany Djamena renivohitr’i Tchad ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
FTT