• Alarobia 01 Jolay 2015
Sport.28eme Universiade Hifaninana any Korea atsimo i Mamy Ialy sy Fetra

Atleta malagasy roa lahy no hiaro ny voninahitr’i Madagasikara amin’ny Universiade na ilay lalao iraisam-pirenena ho an’ireo mpianatry ny oniversite manerantany andiany fah-28 izay hatao any Gwangju Korea atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Sport.Afrobasket tour Fantatra ireo hanao manasa-dalan’ny +18 taona

Ny parking teny amin’ny Colliseum Antsonjombe no nandray ny faran’ny herinandro fah-3 namarana ny dingan’ny fifanintsanan’ny Afrobasket Tour Fifa 33

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Sport.Foot à 7 sy à 9 eny Antanandrano Lalao telo no tsy tanteraka tamin’ny alahady

Tsy tanteraka ny lalao 3 tamin’ireo voafaritry ny fandaharan-dalao nalahatry ny Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano tamin’ny andro faha-7

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2015
Sport.Beach soccer – Mondial Nanaovan’ny Barea fanazarantena ny ekipan’i la Reunion

Niatrika lalao fitsapana roa tany la Reunion ny faran’ny herinandro teo tafiditra amin’ny fanomanana ny fiadiana ny amboara erantany hatao any Espinho Portugal (9-19 jolay). Nihaona ara-pirahalahiana tamin’ny ekipa voafantin’i la Reunion ny Barea ka nandresy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2015
Sport.Rugby – Amboaran’ny filoha Hanala vela amin’Anatihazo i Manjakaray

Lalao goavana efatra no hatao eny Mahamasina sady famaranan’ny fiadiana ny amboaran’ny filoha andiany fah-55 sady fanokafana ny fah-110 taonan’ny rugby malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2015
Sport.Kianja sentetika etsy Mahamasina Ho jerena aorian’ny fetin’ny 26 jona hoy ny minisitra Jean Anicet

Samy hafa ny mikasika ny bozaka sentetika any Fianarantsoa izay ho apetraka tsy ho ela amin’ny kianja monisipalin’Ampasambazaha sy ilay naha-be resaka tokony hatao etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT