• Alarobia 08 Jolay 2015
Sport.Lalao ASSCA Avaradrano Henjana ny fampiharana ny lalàna

Tapitra hatreo ny fandraisana anjara ho an’ny klioba SMM sokajy véteran amin’ny fifaninanana foot à 07 sy foot à 09 karakarain'ny Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano, eny amin’ny kianjan’ny club 3FA Avaradrano eny Antanandrano, rehefa tsy tonga niatrika lalao roa izay tokony nataony

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2015
Sport.Kitra – Fanatanjahantena an-tsekoly Nanolo-tanana ny MEN ny Federasion’ny baolina kitra

Vita sonia omaly teny Anosy ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra tamin’ny alalan’ny filohany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2015
Sport.Open Ny Sahy 23 Mitohy indray ny fifaninanana isaky ny faran’ny herinandro

Mitohy indray ny fifaninanana Open Ny Sahy miady amin’ny zava-mahadomelina andiany faha-23 tontosaina eny amin’ny kianjan’ny 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy isaky ny faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2015
Sport.Akademia nasionalin’ny fanatanjahantena Namoaka ny andiany “Fitaratra” izay misy teknisianina ambony 41

Notontosaina omaly teny amin’ny A & C Ivato ny lanonana famoahana ny andian’ireo mpiofana ho teknisianina ambony amin’ny fanatanjahantena izay mpiofana teny amin’ny Akademia nasionalin’ny fanatanjahantena Ampefiloha. Miisa 41 ireo teknisianina ambony nahavita ny fiofanany ireo ka mpanazatra “Niveau 3’ ny 20 ary “Niveau 4” ny 21

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2015
Sport.Kitra – Amboaran’Analamanga Ambivitra no nandrombahan’ny AS Adema ny andiany voalohany

Norombahan’ny AS Adema ny andiany voalohany tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny ligin’Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2015
Sport.Kitra – Amboaran’i Madagasikara Ny faran’ny herinandro izao ireo lalao savaranonando

Raikitra ! Ekipa 113 no hiatrika ny lalao savaranonando amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara ho an’ity taom-pilalaovana 2015 ity

Hamaky ny tohiny
FTT