• Talata 16 Jona 2015
Sport.Bisikileta – Analamanga Ambivitra ny fandresen’i Marc avy amin’ny Colas

Mpihazakazaka nahatratra 47 no nifaninana ho an’ny sokajy ‘senior’ ary 25 kosa ho an’ny ‘cadet’ nandritra ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Sport.Rugby – Amboaran’ny filoha Hanao famaranana ny TFA sy FTM

Fantatra omaly taorian’ny manasadala natao teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ireo fileovana roa hiady ny famaranan’ny fiadiana ny Amboara’ny filoha ary handimby ny IRC tompon’anaramboninahitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Afrika Raraka tamin’ny ampahefadalana i Madagasikara

Nifarana hatreo amin’ny ampahefadalana ny dian’ny ekipa malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika natao tany Djamena renivohitr’i Tchad ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Sport.Baskety – Gazety Ngah 15 taona Ekipa 35 amina sokajy 4 no mifaninanana

Ekipa 35 no miatrika ny fifaninanana fankalazana ny fah-15 taonan’ny gazety Ngah. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny kianja ivelany Mahamasina ny fifanintsanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Sport.Kitra – Urban Futsal Fitiliana ireo ho kintan’ny kitra atsy ho atsy

Hotanterahina ny sabotsy 27 jona izao ilay fifaninanana santatra fitiliana ireo mpilalao katitakely mendrika eny amin’ny Urban Futsal Andraharo. Tompomarika amin’izy io moa ny ligin’Analamanga sy ny rafitra teknika nasionalin’ny federasiona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jona 2015
Sport.Lalaon’ny Besopy – Andiany fah-IX Taranja 12 no hifaninanana eny Iavoambony

Hotanterahina eny amin’ny IFLA Iavoambony diosezin’Antananariv­o ny sabotsy 13 sy alahady 14 jona izao ny andiany fah-IX amin’ilay fifaninanana Lalao ara-panatanjahantena­ sy kilalaontsaina izay karakarain’ny Rindran’Asa ny Tanora Anglikanina (RIATA) ho an’ity taona 2015 ity

Hamaky ny tohiny
FTT