Sport

Tenisy – Coupe Davis Nivarina gropy 3 i Madagasikara


  • Talata 21 Jolay 2015

Tsy nahomby ny ekipa malagasy niatrika ny “Coupe Davis” ho an’ny gropy 2 faritra Eoropa sy Afrika ary niatrika ny lalao farany tamin’i Lettonie ny faran’ny herinandro teo.

 

 Vokany dia miverina mivarina gropy 3 indray i Madagasikara. Tamin’ny andro voalohany ihany no nahazo fandresena isika malagasy tamin’ny alalan’i Antso. Tetsy ankilany kosa i Jacob no nisantatra ny faharesena izay nisesisesy tamin’ireo andro roa farany. Ny sabotsy mantsy ny ekipa olon-droa Malagasy nisy an’i Antso sy Tony dia nibaby faharesena indray, nanoloana an’i Podzus sy Libietis (1/6,4/6,2/6). Samy mbola resy ihany koa i Antso sy Jacob tamin’ny andro fah-3 farany ny alahady. Tsiahivina fa efa resin’i Luxembourg isika Malagasy tamin’ny lalao natao tany aminy tamin’ny volana martsa.

Rasanda Serge


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT