Sport

Karim Benzema Raviravizan’ny Arsenal 58 tapitrisa euros


  • Talata 21 Jolay 2015

Na efa nilaza mazava aza ny mpikarakara an’i Karim Benzema fa tsy hiala ao amin’ny Real Madrid izy amin’ny taom-pilalaovana ho avy dia mbola misisika ihany ireo klioba vaventy any Angletera toa an’ny Manchester United sy Liverpool ary Arsenal, ity farany izao dia fantatra fa mandraviravy 58 tapitrisa euros aminy.


Filohan’ny FIFA
Hilaza ny heviny i Michel Platini

Afaka tapabolana no hilaza ny heviny i Michel Platini, 60 taona, raha hirotsaka na tsia hofidiana ho filohan’ny FIFA hisolo toerana an’i Sepp Blatter taorian’ny fametraham-pialan’ity farany. Koafederasiona enina no fantatra izao fa vonona hanohana an’i Platini.

Jean D.


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT