Sport

Open Ny Sahy No drug


  • Talata 21 Jolay 2015

Azo avokoa ireo voka-dalao tamin’ny alahady

Mitohy hatrany ny fifaninanana baolina kitra miady amin’ny zava-mahadomelina karakarain’ny Ong Ny Sahy eny amin’ny kianjan’ny 80 Lahy eny Mandrosoa Ilafy. Azo avokoa ankehitriny ny voka-dalao tamin’ireo lalao nototonsaina tamin’ny alahady 19 jolay lasa teo:

 

Ajax 0 – 1 All Stars 

Rca 3 – 1 Tam

Fc Zam 0 – 4 As 2a

B52 0 – 2 Tamia

 

Ntsoavina Evariste

 

Sary :  Lalao teny amin’ny 80 Lahy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT