• Alatsinainy 13 Jolay 2015
Sport.Afrobasket U16 zazavavy

Nanamontsana an’i Maraoka fa lavon’i Nizeria i Madagasikara Nandavo an’i Maraoka nazava i Madagasikara tamin’ny andro voalohany ary resin’i Nizeria kosa tamin’ny andro fah-2

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Sport.Beach soccer – Mondial Lavon’i Rosia koa i Madagasikara

Notapahan’i Rosia ny nofinofy hiatrika ny dingan’ny famaranan’ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika izay atao any amin’ny torapasik’i Espunho Portugal.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Sport.Beach soccer – Mondial Lavon’i Rosia koa i Madagasikara

Notapahan’i Rosia ny nofinofy hiatrika ny dingan’ny famaranan’ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika izay atao any amin’ny torapasik’i Espunho Portugal

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Sport.Rugby - CAN B Nodinganin’i Oganda kely monja i Madagasikara

Maty masony i Madagasikara ! Na dia nandresy hatrany aza isika malagasy tamin’ireo lalao telo natrehiny tamin’ny fiadiana ny Amboaran’i Afrika sokajy B tany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2015
Sport.Atletisma – Tompondakan’i Madagasikara Nampamiratra an’Analamanga ny klioban’ny Cosfa, Cospn ary Cnaps

Toy ireo andiany maro teo aloha dia mbola ny ligin’Analamanga hatrany no namiratra nandritra fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy zokiny natao teny amin’ny kianjan’Alarobia ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Sport.Afrobasket U16 zazavavy Iray vondrona i Madagasikara,Maraoka, Ejipta, Zimbaboe ary Nizeria

Vita ny antsapaka, mirafitra ireo vondrona roa ary hanomboka rahampitso ny Afrobasket U16 zazavavy. Tontosa omaly hariva teny amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny antsapaka nandrafetana ireo vondrona amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika sokajy U16 zazavavy

Hamaky ny tohiny
FTT