Sport

Run – Dingana 4-5 Fanindroany nisesy ho an’i Jaona Elite


  • Alatsinainy 27 Jolay 2015

Norombahan-dRandriarimalala Jaona (Jaona Elite) indray ny dingana fah-4 amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny sokajy “pro-run” izay natao teny

 

Arivonimamo ny alahady teo. Fandraisan’anjarany fanin-droany amin’ilay fiara Smart Roadster io ary nahazoany ny lah-1 hatrany. Lah-2 taoriany rehefa lavony tamin’ny famaranana Rafanomezantsoa Jean de Dieu na i Vazaha izay manamory Mitsubishi Evo-IX. Tafiditra lah-3 Rakotoson Andriantsilavina nanamory P205 T16. Nandrombaka ny dingana fah-5 tamin’ny sokajy “run” Voniharinjaka Andry nitondra P205 ary lavony tamin’ny famaranana i Lo Tsi Heng Didier nitondra VW Corado. Lah-3 kosa Joeliharison Sitraka nanamory Citröen Saxo 16S. Nanamarika ny fotoana teny an-toerana ihany koa ny fifampihantsiana teo amin’ny moto sy Subaru ka iry voalohany no nanjaka.

Rasanda Serge


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT