• Zoma 10 Jolay 2015
Sport.Beach soccer – Mondial Hifanandrina amin’i Tahiti anio i Madagasikara

Efa raikitra nanomboka ny alakamisy teo ny fiadiana ny amboara erantany amin’ny baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika izay atao any amin’ny torapasik’i Espinho Portugal (9-19 jolay)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Sport.Volley – Lalaon’ny nosy Notoloran’ny minisitra mpiahy fanampiana ireo ekipa nasionaly

Tonga nitsidika sy nijery ny fanazarantenan’ireo ekipam-pirenena lahy sy vavy manomana ny Lalaon’ny nosy tetsy amin’ny efitrano kelin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina omaly ny minisitra mpiahy ny taranja

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2015
Sport.Lalao Foot à 11 eny Ankadikely Famaranana 3 no hatolotry ny ASSCA Avaradrano

Ho fararanon-dalao amin’ny baolina kitra indray eny amin’ny kianjan’ny kaominina Ankadikely ny sabotsy 11 jolay 2015 ho avy izao. Amin’io fotoana io no hanatanterahana ireo lalao famaranana tamin’ny foot à 11 ho an’ny sokajy U 15,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2015
Sport.Ady totohondry – Lalaon’ny Nosy Manomana ny ekipa malagasy ilay frantsay Gerard Bouffet

Mpikatroka valo no mandrafitra ny ekipa malagasy handray anjara amin’ny Lalaon’ny Nosy. Efa niditra tamin’ny fampivondronana fahatelo farany fanomanana ny Lalaon’ny Nosy andiany faha-9 izay hatao any La Réunion (1-9 jolay) ny ekipa malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2015
Sport.Afrobasket U16 zazavavy Firenena folo no hifaninana, tsy ho avy i Afrika Atsimo

Efa vonona avokoa ny lafiny rehetra handraisana ny Afrobasket U16 zazavavy izay hatao eto Antananarivo ny 11-19 jolay

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2015
Sport.Kitra – Ligy 1 Hiady ny anaramboninahitra ny IFC sy Elgeco Plus

Hotanterahina anio alarobia sy rahampitso alakamisy eny Carion ireo lalao enina tafiditra amin’ny andro faha-22 faran’ny tompondakan’Analamanga na Ligy-1

Hamaky ny tohiny
FTT