- Talata 25 Aogositra 2015
Sport.Atletisma – Tompondaka erantany Raraka fa afaka nanavao ny zava-bitany tsara indrindra i Eliane
Teo amin’ny andiam-pifanintsanana voalohany dia raraka i Saholinirina Marie Eliane, ilay solontena malagasy tokana niatrika ny andiany fah-15 amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany andiany fah-15 izay atao any Beijing Chine (22-30 aogositra)
Hamaky ny tohiny
