- Alakamisy 30 Jolay 2015
Sport.Lalaon’ny Nosy andiany fah-9 Nampanantenaina fa horaisina manokana ireo mahazo medaly
Noraisin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha omaly hariva ireo solontenan’ny atleta sy mpitantanana isan-taranja
Hamaky ny tohinyNoraisin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha omaly hariva ireo solontenan’ny atleta sy mpitantanana isan-taranja
Hamaky ny tohinyMpilomano Malagasy telo mianadahy no hiaro ny voninahi-pirenena any amin’ny fiadiana ny tompon-daka eran-tany andiany fah-16 atao any Kazan Rosia ny 2-9 aogositra
Hamaky ny tohinyNanambara ofisialy fa ho kandida hifaninana hofidiana filohan’ny Federasiona iraisam-pirenena amin’ny baolina kitra na FIFA
Hamaky ny tohinyHo sokafana ofisialy amin’ny alahady 2 aogositra ho avy izao eny amin’ny kianja Makis eny
Hamaky ny tohinyIreo sokajy zandriny no nanakatona tanteraka ny taom-pilalaovana ho an’ny sekison’Antananarivo renivohitra amin’ny baskety
Hamaky ny tohinyMifanesisesy ny fiatrehana fifaninanana iraisam-pirenena ho an’ireo mpikatroka kick boxing malagasy.
Hamaky ny tohiny