- Sabotsy 08 Aogositra 2015
Sport.Fikambanana ASSCA Avaradrano Hikarakara tsipy kanetibe ihany koa
Ny fikambanana ASSCA na Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano dia tsy mitrahatra mitaiza ny tanora tsy hirona any amin’ny zava-maha-domelina sy mamoafady ary ny fidonanam-poana koa amin’izao fotoana izao dia tsy ny baolina kitra ihany ny fifaninanana hokarakarain’dry zareo fa hiitatra amin’ny taranja hafa toy ny tsipy kanetibe izay hotontosaina ny sabotsy 12 septambra 2015 eny amin’ny kianja filalaovam-baolina eny Antanandrano ary hanasany ny tanora rehetra mpakafy ity taranja iray ity .
Hamaky ny tohiny
