- Sabotsy 05 Septambra 2015
Sport.Kitra – Filaharana FIFA
Nahazo toerana iray, faha-121 i Madagasikara
Hamaky ny tohinyNahazo toerana iray, faha-121 i Madagasikara
Hamaky ny tohinyHotanterahina anio any Congo Brazzaville ny lanonam-panokafana ny Lalao Afrikanina andiany faha-11.
Hamaky ny tohinyHiditra amin’ny ampahefa-dalana anio ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara U16 etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina. Ho an’ny sokajy zazalahy dia samy tafita hiatrika io dingana io ny Cosfa sy Dream Team Analamanga. Anisan’ny manampy an’ireo ny Ascut Atsinanana, JBC sy ny ASCB samy avy any Boeny.
Hamaky ny tohinyFitoriana no havalin’ireo ray aman-dreny sy mpitantanana klioba sasantsasany voatonona ho nangala-taona. Marihina fa nametraka fepetra hentitra ny federasiona mikasika ny fanarahamaso io fangalaran-taona io amin’ity fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy U16 ity ka nisy ny fitiliana natao izay nivaly ny talata teo.
Hamaky ny tohinyMpilalao 23 no nantsoina handrafitra ny Barea hiatrika ny lalao faharoa tafiditra amin’ny fifanintsanan’ny fiadiana ny Amboaran’i Afrika hatao any Gabon.
Hamaky ny tohinyNalain’ny ekipazy Olivier-Haingo mitondra Subaru teo am-pelatanan’ny ekipazy Boom-Berthin ny anaramboninahitra amin’ny Rallye du Boeny. Ny alakamisy sy zoma ary sabotsy teo tany mahajanga no nanaovana ny andiany fah-11 sady dingana fah-4 amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara. 1.32.17 no fotoana nahavitan’i Olivier ireo sedra manokana valo voalahatra nandritra ny telo andro ary nirefy 122,900km.
Hamaky ny tohiny