Sport

Kitra – Airtel Jeunes Talents Nifandanja ny ankamaroan’ireo mpifanandrina


  • Talata 25 Aogositra 2015

Efa nanomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo teny amin’ny kianjan’ny Havana 67ha ny fifanintsanan’ilay fifaninanana « Airtel Jeunes Talents » andiany fah-5 izay fifaninanana baolina kitra natokana ho an’ireo sokajy U17 zazalahy sy zazavavy.

 


  Nifandanja tamin’ny ankapobeny ireo mpifanandrina niatrika ireo andro roa voalohany.
Tsy nisy vokatra tena nampiseho fandresena goavana mantsy fa nifanakaiky ny elanelan’isa. Saika ny antsasak’ireo lalao voalahatra aza dia nirava sahala ny ankamaroany. Hitohy ny 28 aogositra eny amin’ny kianjan’Alarobia ny dingan’ny fifanintsanana ary ny 5 septambra kosa no hanatontosana ny lalao famaranana.
Rasanda Serge


Vokatra :
Aztec Tigre Noir-Ravinala Asa (1-0)
Fifa-Asafai (1-0)
Kids King FC-FC La Cogogne Plus (1-0)
AS Every-CFSL Analamanga (1-0)
RC Tana-FC Zandrikely (1-0)
Texas Ambohimanandray-Vara­tra FC (1-0)
Poizina FC-RFB Zamia (1-0)
FC Akamasoa-CAF Cite Ampefiloha (1-0)
Star’s-Ankadimanga (1-0)
Fifa-Ravinala Asa (1-0)

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT