• Talata 11 Aogositra 2015
Sport.Lalaon’ny Nosy tatsy La Réunion «Nitafy henatra ny Malagasy», hoy i Ra-Zouzou

Tsy vao izao akory no efa voazimbazimba ny maha izy azy ny maha Malagasy fa efa nanomboka tamin’ny taona 2009

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2015
Sport.Lalaon’ny Nosy - Andiany fah-9

Navotan’ny atletisma, tenisy ary fibatana fonjamby ny voninahi-pirenena Tafaverina an-tanindrazana omaly avokoa ny delegasiona avy niatrika ny Lalaon’ny Nosy izay natao tany La Réunion ary nifarana ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2015
Sport.Rallye - Tompondakan’i Madagasikara Any Mahajanga mandritra ny “Rallye de Boeny”

Hotontosaina any Mahajanga ny 28-29-30 aogositra ny “Rallye de Boeny” sady dingana fah-4 nasionaly amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2015
Voromaherin’Alaotra Tiko Efa vonona hiatrika ny 1.16-dalana ny Telma Coupe

Ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny 1/16dalana ny Telma Coupe de Madagascar dia nanatanteraka lalao fitsapana tamin’ny ekipa ny Cosfa avy eto

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Sport.Rallye ASACM Norombahan’i Mathieu, niala an-daharana ry Boom

Norombahan’ny ekipazy Mathieu sy Tsiresy nitondra Mitsubishi Evo IX avy amin’ny ASACM mpikarakara ny andiany fah-9 amin’ny Rallye ASACM sady

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Sport.Dihy ara-panatanjahantena Hanao seho roa eto ny D’Pendance, kalazan’ny “Danse avec les Stars”

Hanao fampisehoana dihy goavana in-droa miantaona eto Antananarivo ny D’Pendanse izay ahitana ireo mpampianatra dihy matihanina kalaza ao amin’ilay fandaharana “Danse avec les Stars” mandeha amin’ny fahitalavitra frantsay TF1

Hamaky ny tohiny
FTT