- Alakamisy 13 Aogositra 2015
Sport.ASSCA Avaradrano Hikarakara tsipy kanetibe ihany koa
Hiitatra amin’ny taranja tsipy kanetibe ny fifaninanana karakarain’ny fikambanana ASSCA na Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano izay fikambanana mitaiza ny tanora tsy hirona any amin’ny zava-mahadomelina sy mamoafady ary ny fidonanam-poana.
Hamaky ny tohiny