Sport

Kitra – Filaharana FIFA


  • Sabotsy 05 Septambra 2015

Nahazo toerana iray, faha-121 i Madagasikara


Namoaka ny filaharan’ireo ekipam-pirenena manerantany ho an’ny volana septambra ny FIFA.Tsy dia misy fiovana ny amin’ny telo voalohany fa dia i Arzantina no voalohany arahan’i Belzika ary Alemaina. Any aorian’i Alzeria (19e) sy Côte d’Ivoire (21e) i Lafrantsa (24e). Nahazo toerana iray i Madagasikara ary dia mametraka azy eo amin’ny laharana faha-121.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT