Sport

Kitra – Airtel Jeunes Talents Ho fantatra anio ireo ekipa tompondaka


  • Sabotsy 05 Septambra 2015

Taorian’ireo dingan’ny fifanintsanana natao teny amin’ny kianjan’ny Havana 67ha sy teny amin’ny kianjan’Alarobia dia hiditra amin’ny dingan’ny famaranana anio tontolo andro ilay fifaninanana «Airtel Jeunes Talents» etsy amin’ny kianjan’ny Havana 67ha.

Marihina fa fifaninanana baolina kitra natokana ho an’ireo sokajy U17 zazalahy sy zazavavy izy ity. Hanomboka ny maraina ireo lalao ampahefa-dalana ho an’ny zazalahy ary mbola hiroso amin’ny lalao sakana kosa ny zazavavy. Ny tolakandro manomboka amin’ny roa ora kosa ireo lalao famaranana goavana roa zazalahy sy zazavavy.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT