Sport

Kitra – CAN 2017 Vonona handresy an’ny Angoley ny Barea


  • Sabotsy 05 Septambra 2015

Vonona tanteraka ny handresy an’ny Angoley ny Barea de Madagascar amin’ny lalao hotanterahina etsy Mahamasina rahampitso alahady, izay tafiditra amin’ny fifaninanam-bondrona hahazoana miatrika ny CAN 2017 hotontosaina any Gabon, raha ny nambaran’ny mpanazatra Franck Rajaonarisamba sy ireo mpilalao nitsapa ny kianjan’i Mahamasina ny alakamisy teo.

 

 “Tena ao tsara daholo ireo mpilalao ireo”, hoy ity mpanazatra ity, afa-tsy i Damien sy Carolus somary voadona kely tamin’ny fanazarantena. Voarain’izy ireo ny toromarika nampitaina ary masaka tsara ny lesona nomena. Hitanareo teo fa nihanona tamin’ny famonoam-baolina ny tetika natao fa tsy maintsy mandresy an-dry zareo Angoley isika rahampitso alahady mba hanana antoka amin’ny mety hahatafitana amin’izany CAN izany. Tombony ho antsika ny fahazarana amin’ny kianjan’i Mahamasina raha oharina amin’ireo Angoley ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT