• Sabotsy 22 Aogositra 2015
Sport.Rugby Hilalao “Mondial” ireo sokajy U15

Mihetsiketsika fatratra ny rugby ho an’ny sokajy zandriny. Ankoatra ilay fifaninanana nasionaly U21 hatao eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny 22-30 aogositra izao dia hisy fifaninanana fanentanana mikasika ny fiadiana ny amboara erantany hatao any Londres Angletera koa hatao ny alahady tontolo andro etsy amin’ny tempolin’ny rugby.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2015
Sport.Taekwondo WTF – Fiofanana

Manampahaizana koreanina no manomana ny ekipa nasionaly hanao Lalao Afrikanina Mandalo mampiofana eto ireo manampahaizana avy amin’ny Taekwondo Peace Corps. Raisin’izy ireo an-tanana manokana ny ekipa nasionaly ho any Congo Brazaville.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2015
Sport.Kitra – Fifanintsanana CAN 2017 Mahajanga no handray ny lalao amin’i Angola

Taorian’ny lalao voalohany tafiditra amin’ny fifanintsanana ho amin’ny CAN 2017 ka nandavoan’i RD Congo an’i Madagasikara tany amin’ny taniny tamin’ny isa 1-2 dia ho avy tsy ho ela,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2015
Sport.Kitra – Fifanintsanana CAN 2017 Mahajanga no handray ny lalao amin’i Angola

Taorian’ny lalao voalohany tafiditra amin’ny fifanintsanana ho amin’ny CAN 2017 ka nandavoan’i RD Congo an’i Madagasikara tany amin’ny taniny tamin’ny isa 1-2 dia ho avy tsy ho ela,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2015
Sport.Kitra – Tournoi des Champions Hitiliana ireo hiofana ao amin’ny Soanay Football Academy

Mampihaiky fa tena misy talenta mandehandeha any anelakelantrano any. Tsikaritra izany mandritra ilay fifaninanana kitra lalaovin’olona fito «Tournoi des champions» ho an’ny sokajy U13 sy U15

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2015
Sport.Barea vehivavy – Lalaon’ny Nosy Nomen’ny federasiona fankasitrahana ary hampanaovina COSAFA

Isan’ireo ekipa nahazo medaly ary noraisin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha ny talata hariva teo ny Barea vahivavy izay nisalotra ny medaly volafotsy tamin’ny Lalaon’ny nosy rehefa lavon’i La Réunion tamin’ny famaranana.

Hamaky ny tohiny
FTT