Sport

Rallye sy tsenaben’ny fiara Ho ambohipihaonana eny Ambohimalaza


  • Alarobia 09 Septambra 2015

Hotanterahina ny sabotsy19 septambra izao eny Ambohimalaza, lalam-pirenena faha-2 ny «Rallye DMAX» karakarain’ny WIMS sy ny klioba AMA izay tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2015 ary dingana faha-5

 

. Hisy dingana manokana 6 izay mirefy 74 km ity hetsika ity. Tena miavaka tokoa ity rallye D-Max ity satria fifaninanana tsy haharitra afa-tsy iray andro ary nalain-tahaka tamin’ny “One day event” fanaon’ny FIA. Mbola hampiavaka azy koa ny fisian’ny tsenaben’ny fiara sy moto eny amin’ny toeram-piaingana ka ahazoana mividy fiara na moto izay tiana sy mitondra fiara na moto amidy ihany koa, toy ny fahita amin’ny Espace Auto-Moto rehefa foara Vidy Varotra. Ity farany rahateo no miara-mikarakara ny hetsika. Sambasamba ity karazana hetsika ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT