Sport

Haiady mifangaro Nofanina ireo mpitsara


  • Talata 08 Septambra 2015

Mifandimby hatrany ireo fiofanana sy fifaninanana amin’ireo haiady mifangaro karakarain’ny Perfect Fighting Commission izay mihamahasarika olona tokoa.

 

Nisy ny fiofanana fahamafisana ny fahaiza-manao ho an’ireo mpitsara natao ny sabotsy teo teny amin’ny dojo JJB Antanandrano notarihin’i Maître Nirina izay anisan’ireo niofana mikasika ny jiu jutsu brezilianina tany ampita. Voakasik’izao fiofanana izao moa ireo haiady mampiasa ireo teknika fototry ny «combat au sol» toy ny jiu jutsu brezilianina, grappling, pancrace, MMA, kempo … Mpitsara 15 avy eto Analamanga sy Vakinankaratra ary Itasy no niatrika izao fiofanana izao. Fifaninanana indray ny hetsika manaraka izay hatao ny 26 septambra eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.

Rasanda Serge

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT