- Talata 29 Septambra 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Jobily Honorus Lasan’i Toutoune sy Roch ny moto
Ekipa olon-droa niisa 62 no namaly ny antson-dRazafindratsima Pierre Honorus tamin’ny fifaninanana fankalazana ny faha-40 taona nilaovany ny tsipy kanetibe.
Hamaky ny tohiny