• Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Sport.Ralley – Tour de Tana Nahavita valin’ady ry Boom sy Berthin

Roa izao no efa azo antoka taorian’ny Rallye Total! Norombahan’ny ekipazy Boom-Berthin manamory Mitsubishi Evolution X Shell Helix ny lah-1 tamin’ny Rallye Tour de Tana andiany fah-15 nokarakarain’ny klioba Asa Tan any sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Sport.Rugby - Mondial 2015 Resin’i Irlandy ny Frantsay, hifandona amin’ny All Blacks

Ny tsy hifandona amin’ny All Blacks no nokajin’ny Frantsay omaly nialoha ny hifandonany tamin’ny Irlandy lalao tafiditra tamin’ny lalaom-bondrona, amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny rugby.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Oktobra 2015
Sport.Baskety – Oseana indiana Mananontanona ho an’ny Malagasy ny tapakila mankany Angola

Ho fantatra anio hariva ireo ekipa hiady ny lalao famaranana ny amboaran’ny oseana Indiana hiadiana ny tapakilan’ny amboaran’i Afrika izay hatao any Angola amin’ny volana desambra izao

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Oktobra 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Tompondaka erantany Manamafy ny antso alohan’ny dingana avo kokoa ny CIA

Efa manakaiky ny fotoana ! Manohy ary manamafy ny fitakiany amin’ny federasiona hampihatra ny lalàna mifehy ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikata ny klioban’ny CIA (Club d’Ivato Aeroport) izay voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara sokajy vehivavy sy junior.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Sport.Kitra – Fifanintsanana Mondial Vonona ny Barea hiatrika lalao in-droa miantoana

Efa vory avokoa ireo mpilalao mandrafitra ny Barea na ny eto an-toerana na ireo mpila ravinahitra izay manomana ny lalao mandroso sy miverin’ny fifanintsanan’ny fiadiana ny amboara erantany 2018 (Rosia).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2015
Sport.Baskety – Oseana Indiana Naongan’ny Sebam ny JCSA

Niditra tamin’ny andro faharoa ny fiadiana ny amboaran’ny oseana indiana sady fiadiana ny tapakilan’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika,tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Nanamarika ny andro omaly ny fihaonana teo amin’ny samy mpampiantrano ho an’ny sokajy vehivavy.

Hamaky ny tohiny
FTT