Sport

Open Ny Sahy andiany faha-23 Rca sy 2Fta ary ny Tank sy Fc Totoafo no tafita


  • Talata 10 Novambra 2015

Tontosa ny alahady 8 novambra teo teny amin’ny kianjan’ny 80 Lahy teny Mandrosoa Ilafy ireo lalao 1/4-dalan’ny fifaninanana kitra miady amin’ny zava-mahadomelina, ny Open Ny Sahy andiany faha-23, ka ny Rca sy 2Fta andaniny ary ny Tank sy Fc Totoafo ankilany no tafita tamin’izany ary hiatrika ireo

lalao ankatoky ny famaranana amin’ny alahady faha-15 novambra izao. Irery voalohany hikatroka amin’ny 10 ora maraina ary iretsy faharoa hifandona manomboka amin’ny 1 ora antoandro.

Voka-dalo1/4-dalana tamin’ny alahady teo :

-Ass Soamanandrariny 0 (0) – 0 (2) 2Fta Mandrosoa Ilafy

-Fc Totoafo 67 ha 1 – 0 Msfc Masinandriana

-Tamia Ambanivato 0 – 3 Rca Ambatobe

-Fc Tank Ankadinandriana 2 - 0 As2aAnkadindramamy

 

Ntsoavina Evariste

SARY : Fihaonan’ny Tamia sy Rca tamin’ny alahady teo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT