• Zoma 02 Oktobra 2015
Sport.Rugby-amboara eran-tany Lavon’ny Frantsay ny Kanadiana

Nomontsanin’ny XV de France tamin’ny isa 41 no 18 ny ekipam-pirenena Kanadianina halina ao anatin’ny lalao fifanintsanana amin’ny sokajy D amin’ny fiadiana ny amboara erantany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2015
Sport.Perfect Fighting Commission Nisongadina ry zareo Tsunami

Mpikatroka 62 avy amina klioba 13 no nandray anjara tamin’ilay fifaninanana fah-3 sady fanokafana ny taom-pilalaovana vaovao ho an’ny Perfect Fighting Commission natao ny sabotsy tolakandro teo tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2015
Sport.Rugby – Analamanga “Tsy mbola tapaka ny fanafoanana ny Top14”, hoy Rakotomalala Feno

Namaly bontana Rakotomalala Feno, filohan’ny ligin’Analamanga misahana ny rugby mikasika ny filazana fa hofoanana ny Top14 sy Top8 ary hatambatra ho fifaninanana tokana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2015
Sport.Kick – Analamanga Hibanjina hatrany amin’ny fifaninanan’ny oseana indiana

Roa volana taorian’ny fifidianana fanavaozana ireo mpitantana ny ligin’Analamanga amin’ny kick-boxing dia nampahafantatra ny fandaharan’asany ny ekipan’ny filoha vaovao, Rakotoarisoa Gerard.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Jobily Honorus Lasan’i Toutoune sy Roch ny moto

Ekipa olon-droa niisa 62 no namaly ny antson-dRazafindrat­sima Pierre Honorus tamin’ny fifaninanana fankalazana ny faha-40 taona nilaovany ny tsipy kanetibe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2015
Sport.Tenisy ambony latabatra – Analamanga Voahosotra ho tompondaka indray i Erick sy Tiana

Ny teo ihany no teo ! Vita ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fiadiana ny tompondakan’Analaman­ga amin’ny tenisy ambony latabatra.

Hamaky ny tohiny
FTT