- Talata 13 Oktobra 2015
Sport.Rugby à XV Antananarivo Renivohitra Nangotraka ny adin’ny D-1 elite II teny Anosizato
Na dia teo aza ireo fandaharan-dalao ara-panatanjahantena natrehana ny faran’ny herinandro teo dia anisan’izay nahaliana ny mpitia lalao lavalava ireo lalaon’ny sokajy D-1 elite II notontosaina teny amin’ny kianja Parc Anosizato tamin’ny sabotsy 10 sy alahady 11 septambra lasa teo.
Hamaky ny tohiny
