Sport

Baolina kitra - SG n’ny UEFA Eto amintsika ary nanao fitsidihana ny FMF


  • Zoma 13 Novambra 2015

Mandalo eto Madagasikara ankehitriny Atoa Gianni Infantino izy Sekretera Jeneralin’ny UEFA na ny « Union of European Football Associations ».

 

Nanararaotra izao fandalovany eto Madagasikara izao ity Italiana anisan’ireo ho kandidà amin’ny fifidianana izay hitantana indray ny FIFA ka nanao fitsidihana ara-pomba fifanajana ny FMF na ny “Fédération Malagasy de Football” omaly alakamisy 12 novambra 2015. Marihina fa efa nanomboka tamin’ny taona 2009 Atoa Gianni Infantino no efa voatendry ho SG de l'UEFA. Noho izany dia nanambara mazava ny tenany fa hisintaka hiala tsy ho kandidà hitantana ny FIFA ny tenany raha afaka hirotsaka ihany ho fidiana hiaraka aminy i  Michel Platini izay filoha am-perinasan’ny  UEFA ankehitriny.

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT