Sport

Boxe - Floyd Mayweather Fiara novidiana 150 tapitrisa no natolony ho an-janany


  • Zoma 20 Novambra 2015

Fampihantan-jaza tsy misy toy ity. Nividianan’ilay mpanao ady totohondry amerikanina malaza Floyd Mayweather fiara raitra

 

 “Mercedes Classe C” ny zanany lahy Koraun, noho ny tsingerintaona faha-16-n’ity farany. Mitentim-bidy 150 tapitrisa Ariary ny fiara. Ity tokoa no tonga amin’ilay fitenenana hoe ny vola misy, fa ny handaniana azy no tsy fantatra.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT