• Talata 20 Oktobra 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Tompondaka erantany “Voafitaka hatramin’ny filoham-pirenena”

Tsy mbola milamina hatreto ilay disadisa fanendrena ireo mpilalao handrafitra ny ekipa malagasy « junior » sy vehivavy hiatrika ny fiadiana ny tompondaka hatao any Thailande amin’ny faran’ity volana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2015
Sport.Badminton –Meeting Inter Nanao pao-droa i Haja Marc

Nahatratra 52 ireo mpilalao nandray anjara tamin’ilay « Meeting International » tamin’ny badminton natao teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano.­

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2015
Sport.Run – Mada Tsy handray anjara i Yu, mananontanona ny anaram-boninahitra ho an’i Jaona Elite

Taorian’ireo Rallye nifanesisesy dia ny Run, hazakaza-piarakodia amin’ny halavirana 400m indray no haresaka amin’ity faran’ny herinandro ity. Hotanterahina eny amin’ny Batac Arivonimamo ny alahady 18 oktobra izao mantsy ny dingana fah-5 alohan’ny farany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny Run.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Sport.Akademiam-pirenena momba ny fanatanjahantena Misokatra ny fisoratana anarana

Efa misokatra ny fisoratana anarana eo anivon’ny sekoly fianarana momba ny taranja fanatanjahantena eo anivon’ny akademiam-pirenena momba ny fanatanjahantena etsy Ampefiloha amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Sport.Kitra – Fifanintsanana Mondial Tafita ny Barea ary hifandona amin’i Sénégal

Nirava sahala 2-2 ny lalao miverina omaly tetsy Mahamasina. Tafita amin’ny dingana manaraka i Madagasikara ary hihaona amin’i Sénégal indray afaka iray volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2015
Sport.Foaraben’ny tsipy kanetibe Mankany la Réunion ny ekipa Boss mpandresy

Haresaka indray etsy amin’ny CBT Mahamasina ny faran’ny herinandro izao handray ny foaraben’ny tsipy kanetibe izay hatao ny 17-18 oktobra. Karazam-pifaninanana dimy samihafa no voalahatra amin’io ahitana ny an’olon-telo miaraka, olon-droa Boss iarahan’ny deba sy mpitifitra iray, olon-droa lahy sy vavy miaraka, olon-droa « senior » ary tena hampiavaka ity indray mitoraka ity ny fifaninanana « pointe ».

Hamaky ny tohiny
FTT