Sport

Cristiano Ronaldo Hanamparan’i Roman Abramovich ny volany ho avy any Chelsea


  • Zoma 13 Novambra 2015

Ifandrotehan’ireo klioba vaventy any Eorôpa ankehitriny i Cristiano Ronaldo. Samy manao pi-maso aminy na ny Manchester United na ny PSG.


 Mbola te hitazona azy anefa ny Real Madrid. Izao izany anefa dia mitikitika azy koa ny Chelsea handrafetana ekipa vaovao manomboka amin’ny taom-pilalaovana ho avy io. Tsy handala vola amin’izay famindrana azy ilay mpanefoefo rosiana Roman Abramovich, patron’ny Chelsea. Raha tanteraka izany dia, hifanena amin’ny mpanazatrany taloha, Mourhino indray izany i CR7, samy teratany Portogey rahateo izy roalahy, sady mitovy tadin-dokanga. Efa nilalao tamin’ny fifaninanam-pirenena anglisy ihany koa moa izy ka tsy ho mpanavao intsony, fa efa voasedra.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT