• Sabotsy 18 Martsa 2017
Sport.Federasion’ny Baolina kitra Malagasy Mandeha ny feo amin’izay mety handimby an’i Ahamad

Na tsy nisy nanambara ofisialy ny mahamety ho kandidà azy hanolo ny toeran’ny filoha Ahmad izay lasa mpitantana ny CAF eo amin’ny fitantanana ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra aza ireo olona manodidina azy dia efa mandeha any ho any anaran-dRabekoto Raoul, Randriamiasasoa Doda

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2017
Sport.Filohan’ny CAF Hotanterahina anio ny fifidianana

Hotanterahina anio alakamisy 16 martsa any Addis Abeba Ethiopie ny fifidianana izay ho filohan'ny Kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra (CAF),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2017
Sport.KIANJA MITAFON’I MAHAMASINA Ho ambohipihaonan’ny mpiantsena sy ny mpivarotra

Ho ambohipihaonan’ny mpiantsena sy ny mpivarotra indray manomboka ny 29 martsa ho avy izao etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Martsa 2017
Sport.Filohan’ny FIFA, Gianni Infantino Manohana fatratra an’i Ahmad

Kandida tokana mifaninana amin’i Issa Hayatou, filoha am-perinasa, izay efa nitantana ny CAF (Kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra) nandritra ny 28 taona, ary mikendry ny hitantana ity rafitra ambonin’ny baolina kitra ity amin’ny mandà faha-8 indray ny Filohan’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra Ahmad Augustin.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Martsa 2017
Sport.Neny teny Mahamasina Nanotrona sy nanome hery ny USCAFOOT

Tonga nanotrona sy nanome hery ny ekipan’ny Kaomina Antananarivo-Renivohitra iadidiany, teny amin’ny kianjaben’i Mahamasika omaly zoma maraina, i Neny Lalao Ravalomanana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2017
Sport.Boriborintany faha-4 Fanatanjahantena no iadiana amin’ny zava-mahadomelina

Arovana tsy hirona amin’ny fifohana sy fidorohana zava-mahadomelina ireo tanora ao amin’ny Boriborintany fahefatra.

Hamaky ny tohiny
FTT