Sport

Rallye - Tompondakan’i Madagasikara Anio zoma no hanomboka ny dingana faha-4


  • Zoma 25 Aogositra 2017

Hanainga anio zoma eny amin’ny Cci Ivato ireo mpifaninana 23 handray anjara amin’ny dingana faha-4 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 karakarain’ny Tmf Rallye sy ny Asacm.

Toy izao ny fandaharan’ireo dingana manokana na ES 12 hotanterahina amin’izany :

-Zoma 25 aogositra : ES 1 ( Ambodimanga-Bemasoandro)
-Sabotsy  26 aogositra 2017 : ES 2 (Ambohijatovo-Ambohimavelona) ; ES 3 ( Andombokely-Ankadirivotra) ; ES 4 (Antsahalava-Ambodimanga) ; ES 5 (Ambohijatovo-Ambohimavelona) ; ES 6 (Andobokely- Ankadirivotra) ES 7(Antsahalava- Ambodimanga)
-Alahady  27 aogositra 2017 : ES 8 (Ambodimanga-Antsahalava) ; ES 9 (Ankadirivotra –Andobokely) ; ES 10 (Ambohimavelona-Ambohijatovo) ; ES 11( Ambodimanga-Antsahalava) ; ES 12(Ankadirivotra –Andobokely)

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT