• Alakamisy 16 Febroary 2017
Sport.Kianjaben’i Mahamasina Hotantanan’ny CUA tanteraka

Nahavelombolo ny mpanao baolina Malagasy na ry zareo avy any ivelany koa ankehitriny ny hatsaran’ny bozaka filalaovam-baolina etsy Mahamasina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2017
Sport.Ekipa « fair play » Hampihavana amin’ny alalan’ny fanatanjahantena

Hampivondrona ny malagasy amin’ny alalan’ny baolina kitra izay mpanjakan’ny fanatanjahantena, hoy ry zareo avy eo anivon’ny ekipa “fair play”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2017
Sport.Stadium Barikadimy-Toamasina Hahazo kianja sentetika

Tany Toamasina nitokana zava-bita telo sosona ny minisitra Rafidimanana Narson minisi-panjakana misahana ny fandaharan’asan’ny filoham-pirenena sy ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2017
Sport.Rugby Malagasy Nifoha tamin’ny torimasony i Fafah

Noho ny fahatsapany fa milentika andro aman’alina any anaty lavaka mangitsokitoka ny taranja rugby à XV noho ny fampidirana lalina resaka politika ao anatiny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Sport.Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

Klioba voalohany nitondra anarana Malagasy, nijoro tamin’ny taona 1960 ny Fandrefiala Club.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Desambra 2016
Sport.Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tanànan’Antananarivo

Tonga tao amin’ny lapan’ny tanàna Analakely nanome voninahitra sy nisaotra ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, omaly,

Hamaky ny tohiny
FTT