- Sabotsy 10 Desambra 2016
Sport.Ekipan’ny CNaPS Sport Noraisina tamin’ny fomba manetriketrika
Nigadona omaly teny Ampefiloha misy ny foiben’ny CNaPS ny ekipan’ny CNaPS Sport avy any Itasy rehefa avy niatrika ny lalao farany teo amin’ny fiadiana ny anaram-boninahitra tamin’ny fifaninanam-pirenena « THB Champion’s league ».
Hamaky ny tohiny
