• Sabotsy 08 Jolay 2017
Sport.Tennis -Tompondakan’i Afrika Laharana fahatelo ny Malagasy

Tsara toerana ireo ekipam-pirenena Malagasy mandray anjara amin’ny lalao tennis U14 notanterahina tany Tonizia nanomboka ny 27 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Jolay 2017
Sport.Kitra Asaramanitra TIM Ankazondandy Lasan’Anosy ny Amboaran’i Dada

Tanteraka ny sabotsy nialohan’ny fetim-pirenena Malagasy 2017 teo ny lalao baolina kitra fankalazana ny fetin’ny ray sy ny fetin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jolay 2017
Sport.Ady totohondry Malagasy avy any Congo Nitondra medaly alimo 2 nody

Tafaverina an-tanindrazana ny alakamisy 30 jona teo ny delegasiona Malagasin’ny taranja ady totohondry avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny “boxe amateur” andiany faha-18 notontosaina tany Congo-Brazaville ny 18 - 25 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jona 2017
Sport.Ahmad, filohan’ny CAF Kolikoly avo lenta no naha lany azy ?

Lasa resabe eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra maneran-tany amin’izao ny fisian’ny resaka kolikoly avo lenta mahasaringotra ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenena (FIFA) Gianni Infatino sy ny Sekretera jeneraly Fatma Samoura.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Jona 2017
Sport.Andro iraisam-pirenena momba ny Yoga 700 mahery ireo mpandray anjara

Nanamarika ny andiany faha-3 ny andro iraisam-pirenenan’ny Yoga, teny amin’ny Boulodrome eny Soavimbahoaka Antananarivo ny alahady 18 jona 2017 ny masoivohon’i Inde eto Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jona 2017
Sport.“Racing Madagascar” Raikitra ny andiany faharoa

Hotontosaina ny 11 ka hatramin’ny 16 jolay any Antsiranana ny andiany faharoa amin’ny Racing Madagascar na ny hazakazaka an-tongotra “trail running à Madagascar” izay karakarain’ny Boogie Events, tarihan’i Patrice Raoull,

Hamaky ny tohiny
FTT