• Alakamisy 08 Jona 2017
Sport.Minisiteran’ny fanatanjahantena Manambana koa ny sendika

Nanambara tetsy amin’ny ANS Ampefiloha koa omaly ry zareo avy eo anivon’ny SynAF MJS na ny sendikan’ireo mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena fa tsy hanaiky

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Mey 2017
Sport.Fitantanana ny kianjaben’i Mahamasina Misy manohitra ny toromarik’i Lalao Ravalomanana

Noho ny fangatahan’ireo olona maro mampiasa ny kianjaben’i Mahamasina hikotranana isa-maraina dia namoaka didy tsy ela akory izay ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra fa misokatra ho an’ny rehetra amin’ny 5 ora maraina ny kianja ary mihidy kosa rehefa amin’ny 7 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Mey 2017
Sport.Ady totohondry Malagasy ho any Congo Nivoaka ny anaran’ireo atleta voafidy

Nohamafisin’ny federasion’ny ady totohondry Malagasy tamin’ny alalan’ny filoha lefiny, Atoa Gégé Bosco, omaly teny amin’ny ANS Ampefiloha fa nahemotra amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2017
Sport.Baolina kitra teny Ambavahaditokana Nanjaka tanteraka RFB Zamia

Nifarana ny alahady teo rehefa naharitra telo andro ilay fifanintsanana lalao baolina kitra ho an’ireo klioba mpilalao ao amin’ny kaominina Ambavahaditokana tao anatin’ilay hetsika « Challenge ASCA » andiany faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2017
Sport.Ralaivao Lovatiako Hampandroso ny fanatanjahantena malagasy ny CDMT

Manomboka izao, hoy ny SG-n’ny minisiteran’ny fanatanjahantena teny Carion ny sabotsy teo dia tsy misy volam-panjakana holanilaniana fahatany izany raha tsy misy tetikasa mazava voafaritry ny CDMT na ny Cadre de Developpement à Moyen Terme nifanarahana tamin’ny minisiteran’ny vola.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2017
Sport.STAR MILALAO ANDIANY FAHA-7 Hotanterahina ny 6 sy ny 7 mey ho avy izao

Ny 6 sy ny 7 mey ho avy izao indray no hotanterahina ilay hetsika Star milalao andiany fahafito, hetsika ara-panatanjahantena entina hampihaonana ilay mpilalao avy amin’ny orinasa maro isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny
FTT