• Sabotsy 19 Aogositra 2017
Sport.Barea sy Angola any Luanda Hoezahana tantaraina mivantana amin’ny RNM

Nanambara ny tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny FMF na ny Federasiona Malagasin’ny Baolina Kitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2017
Sport.Baolina kitra Malagasy Hetsika 3 samihafa no indray hiseho etsy Mahamasina anio

Hetsika 3 samihafa eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra Malagasy no indray hiseho ka harahin’ny mpanakafy an’ity taranja ity anio alarobia 9 aogositra etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2017
Sport.Fifaninanana Esport Tontosa ny fifantenana nasionaly

Tontosa tetsy amin’ny Alliance Française Andavamamba ny sabotsy teo ny fifantenana nasionaly ho an’ireo afaka hanohy ny fifaninanana Esport

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2017
Sport.Afrobasket 2017 U 16 Resin’i Madagasikara i Alzeria

Lavon’i Rwanda 73-70 ny ekipa U 16 Malagasy tamin’ny lalao miverin’ny Afrobasket 2017 U 16 natao tany amin’ny kianja

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jolay 2017
Sport.Afrobasket 2017 CAN U 16 Fantatra ireo 12 lahy voafidy ho atsy Maorisy

Nambaran’ny federasiona Malagasin’ny taranja basikety baolina notarihan’ny filohany Ramaroson Jean Michel,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jolay 2017
Sport.Razanatovo Lucien René Hampandroso ny taranja rugby Malagasy no tanjona

Nanaiky ny hotendrena ho “Directeur de Compétition” eo anivon’ny Federasiona Malagasin’ny taranja rugby à XV ankehitriny ny tenako, hoy Atoa Razanatovo Lucien René na i Néné.

Hamaky ny tohiny
FTT