Sport

Rallye TMF 2017 Norombahin’i Yves sy Nitro


  • Alatsinainy 28 Aogositra 2017

Norombahin’i Yves sy Nitro nitondra ny fiara Subaru Impreza N° 10 (Tmf/Asacm)

ny Rallye TMF 2017 sady dingana faha-4 eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 notontosaina teto Antananarivo ny 25-27 aogositra 2017. Faharoa ny ekipazy Louvel sy Teddy N° 2 nitondra ny Mitsubishi Lancer Evo IX ary fahatelo nameno ny Podium i Tahina sy Baovola N° 6 nitondra Subaru Impreza. Teo amin’ny sokajy “deux –roues motrices” dia lasan’i Dani sy Hendry N° 17 nitondra ny Citroën Saxo nitana ny laha-7 tamin’ny ankapobeny ny fandresena. Teo alohan’izy ireo, laharana faha-6 tamin’ny ankapobeny i  Haja sy Alain N° 69 nitondra SangYong Action izay voalohany teo amin’ny sokajy “tout-terrains” ary farany nitana ny laharana faha-9 tamin’ny ankapobeny nefa voalohany teo amin’ny sokajy vehivavy dia i Alcazaria sy Mini Alcazaria N° 20 nitondra ny Peugeot 205.

Ntsoavina Evariste

 


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT