- Talata 22 Aogositra 2017
Sport.Rugby tompondakan’Analamanga Nitohy tetsy amin’ny Malacam indray
Tsy mety misy fifanarahan-kevitra eo amin’ny disadisa misy eo amin’ny tontolon’ny baolina lavalava ankehitriny. Samy mbola mitana ny heviny hatrany ireo mpifanandrina izay tarihan’ny Malagasy Rugy an-daniny ary izay miaraka amin’ny Analamanga Rugby an-kilany.
Hamaky ny tohiny