Sport

Kitra – “Champion’s League Malagasy” Lalao 9 no hanombohana azy anio


  • Zoma 01 Septambra 2017

Lalao 9 be izao no hanombohana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2017 eo amin’ny taranja baolina kitra anio zoma 1 septambra 2017.

 

 Samy handray lalao 3 avy ireo toerana 4 voafidin’ny FMF hanatanterahana ny dingana voalohany amin’izany fifaninanana izany ka any Mahajanga dia ny Varatraza Antsohihy # Cosfa Analamanga, Fosa Juniors Boeny # MTM Melaky, USSK Ambanja # Fc Iharana SAVA. Any Toamasina : FC Vakinankaratra # RTS Jet Mada Itasy II, Fifafifi Atsinanana # STF Analanjirofo, HZAM Amparafaravola Alaotra Mangoro # Ajesaia Bongolava. Any Fianarantsoa : Zanak’ala FC M/Ambony # AS Espoir Androy, 3fb Atsimo Andrefana # FC Angèle Anosy. Etsy Mahamasina : FC Malaimbandy Menabe # FC Maeva Betsiboka, Elgeco Plus Analamanga # VFM V7V, FC MenagnaraAtsimo Andrefana # TOP Dom Amoron’i Mania.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT