- Alakamisy 28 Septambra 2017
Sport.Basikety CCCOI 2017 Niaiky ny vahiny, matihanina ny fikarakarana
Mizotra amin’ny an-tsakany sy an-davany ny fifaninanana basikety baolina fiadiana ny ho tompondakan’ny Ranomasimbe Indiana 2017 na CCCOI 2017 tontosaina etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina nanomboka ny sabotsy 23 septambra lasa teo,
Hamaky ny tohiny