- Alatsinainy 23 Oktobra 2017
Sport.Fifidianana ho filohan’ny FMF vaovao Ny tsara toerana amin’ireo akaiky an’i Ahmad
Efa mandeha sahady ny tombantombana samihafa ho an’izay olona tena hisolo tanteraka ny toeran’i Ahmad taorian’ny datin’ny sabotsy 14 oktobra teo nivoahan’ny daty hanatanterahana an’ireo fifidianana amin’ny fitantanana ireo rafitra hitantana ny baolina kitra Malagasy.
Hamaky ny tohiny