Sport

« Tournoi allée des Baobabs » tany Morondava Resin’ny ASCB Boeny tamin’ny moka fohy ny SBBC Boeny


  • Alatsinainy 13 Novambra 2017

Azo avokoa ireo vokatra rehetra teo amin’ny taranja basikety notontosaina tao anatin’ny hetsika “Tournoi allée des Baobabs” notontosaina tany Morondava tamin’ny 4-11 novambra 2017.

 Teo amin’ny sokajy N 1 A tena nandrasan’ny maro dia lavon’ny ASCB Boeny tamin’ny moka fohy (antsasaka panier) 64-63 ny ekipa mpiray fiaviana aminy ny SBBC Boeny. Teo amin’ny sokajy Vétéran dame kosa : JCBA Analamanga - MORONDAVA (65-41)  ; teo amin’ny Vétéran home : MORONDAVA - BBCM Analamanga  (50-53).
Voahosotra ho mpampidi-baolina be indrindra teo amin’ny N 1 A i Fihombonana Thierry (SBBC Boeny) ary voahosotra ho mpilalao mendrika indrindra kosa  Rakotoson Amed (ASCB Boeny).

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT