- Sabotsy 28 Oktobra 2017
Sport.Barea Hikatroka amin’i Comores Navoakan’ny mpanazatra Dupuis ny anaran’ireo mpilalao
Navoakan’ny mpanazatra Nicolas Dupuis ny anaran’ireo mpilalao nantsoiny hiatrika ny fihaonana ara-pirahalahiana hifanandrinana amin’ny ekipam-pirenena Kaomoriana any Frantsa ny alatsinainy 11 novambra 2017 ho avy izao.
Hamaky ny tohiny