Sport

Thb Champion’s League Malagasy Tompondaka 2017 indray ny CNaPS Sport


  • Alatsinainy 13 Novambra 2017

Tamin’ny isa 1-0 baolina matin’i Njiva tamin’ny alalan’ny penality teo amin’ny faha-31 minitra nilalaovana no nandresen’ny CNaPS Sport Itasy ny Elgeco Plus

Analamanga omaly tany Fianarantsoa ka nahavoahosotra azy indray ho tompondakan’i Madagasikara taona 2017 eo amin’ny taranja baolina kitra. Ny Cosfa Analamanga no nitana ny laharana faha-3 rehefa nandresy ny Hzam Alaotra Mangoro 2-0.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT