Sport

Poules des As « Champion’s League Malagasy » Tena ho lalao famaranana ny an’i CNaPS sy ny Elgeco Plus


  • Sabotsy 11 Novambra 2017

Mitarika amin’ny isa 15 ankehitriny ny ekipan’ny CNaPS Sport ary manana isa 12 kosa ny Elgeco Plus manaraka azy taorian’ny fahavitan’ny andro faha-2 n-ny « poules des As » lalao miverina notontosaina tao Fianarantsoa omaly.

 

 Ny Elgeco Plus nanamontsana ny Cosfa 6-2 ary ny CNaPS Sport nandavo mora foana ny Hzam 3-1. Tena ho lalao famaranana mihitsy, araka izany, ny lalao hifanandrinana’ny CNaPS Sport sy Elgeco Plus rahampitso alahady 12 novambra eo amin’ny andro fahatelon’ity “poules des As” 2017 ity. Etsy ankilan’izay dia tsara ho marihana  fa harahina mivantana amin’ny televiziona Malagasy (TVM) ny lalaon’ny Barea sy Comores any Frantsa anio hariva manomboka amin’ny 3 ora Frantsay.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT